plt_tn/eph/04/31.md

20 lines
443 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Paoly dia namita ny fampianarany momba izay tsy tokony ataon'ireo mpino ary hiafarana amin'izay tsy maintsy ataon'izy ireo.
# Ialao ny lolom-po rehetra
'''hajanony ny fitezerana momban'ny zavatra ratsy nataon'ny hafa taminao''
# haromontana
fotoanan'ny hatezerana mafy
# Manàna fahalemem-panahy
''Fa kosa, tokony ho tsara fanahy ianareo''
# fahatsoram-po
''tsara fanahy'' na ''feno fangoraham-po''