plt_tn/eph/03/20.md

16 lines
409 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Paoly mamarana ny vavaka ataony amin'ny tso-drano.
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ireo teny hoe ''isika'' sy ''antsika'' amin'ity boky ity dia mbola mampiditra an'i Paoly sy ireo mpino rehetra.
# Ary ho Azy izay
''Ary ho an'Andriamanitra, izay''
# mahavita manao mihoatra,
Andriamanitra dia afaka manao mihoatra noho izay nangatahintsika na noeriteretintsika.