plt_tn/eph/02/19.md

28 lines
1.3 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# tsy vahiny sy mpivahiny intsony ianareo Jentilisa izao ... ankohonan'Andriamanitra
Paoly dia miresaka indray ny toetra ara-panahin'ireo Jentilisa taorian'ny nahalasa mpino azy ireo toy ny hiresahany ny momban'ireo vahiny lasa olom-pirenen'ny firenena samihafa.
# Efa naorina teo amin'ny fototra fanorenana ianareo
Paoly dia miresaka ny vahoakan'Andriamanitra toy ny hoe trano be izy ireo. Kristy no vato fehizoro, ireo apostoly no fototra, ary ireo mpino no rafitra.
# Efa naorina ianareo
DH: ''Andriamanitra nanorina anareo''
# hikambanan'ny fanorenana rehetra ary hitomboany toy ny tempoly
Paoly manohy miresaka ny fianakavian'i Kristy toy ny hoe trano be izany. Toy izany koa no hanakambanan'ny mpanorina ny vato eo am-panorenana, noho izany dia hakamban'i Kristy isika.
# Ao aminy ... ao amin'ny Tompo ... ao Aminy
''Ao amin'i Kristy ... ao amin'ny Tompo ... ao amin'i Kristy'' Ireo fanoharana ireo dia maneho ny karazam-pifandraisana mahery vaika eo amin'i Kristy sy ireo izay mino Azy''
# hananganana anareo miaraka ho fitoerana ho an'Andriamanitra ao amin'ny Fanahy
Ity dia mamaritra ny fomba nanakambanana ireo mpino mba ho lasa toerana izay hitoeran' Andriamanitra mandrakizay amin'ny alalan'ny herin'ny Fanahy Masina.
# hananganana anareo miaraka
DH: ''Andriamanitra ihany koa dia manangana anareo miaraka''