plt_tn/eph/01/11.md

16 lines
432 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# voatendry ho mpandova isika
DH: ''Andriamanitra dia nisafidy antsika ho mpandova''
# nofidiana mialoha isika
''Andriamanitra nisafidy antsika taloha''
# mba ho isika no manana fahatokiana voalohany
Eto ny teny hoe ''isika'' dia maneho an'ireo mpino Jiosy izay nandre ny vaovao mahafaly voalohany, fa tsy ireo mpino ao Efesosy.
# mba ho fiderana ny voninahiny isika
''mba ho velona mba hidera Azy isika noho ny voninahiny''