plt_tn/eph/01/01.md

16 lines
862 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Paoly dia ny manonona ny tenany ho mpanoratra ity taratasy ity ho an'ireo mpino ao amin'ny fiangonana ao Efesosy.
# Paoly, apostolin'i ... ho an'ireo olo-masin' Andriamanitra any Efesosy
Ny fiteninao dia mety manana fomba manokana hampidirana ny mpanoratra ny taratasy sy ireo mpihaino izany. DH: ''Izaho, Paoly, apostoly ... dia manoratra ity taratasy ity ho anareo, olo-masin' Andriamanitra ao Efesosy''
# izay mahatoky ao amin'i Kristy Jesosy
Ny ''ao amin'i Kristy Jesosy'' ary teny mitovitovy amin'izay dia fanoharana izay hita matetika ao amin'ireo taratasin'ny Testamenta Vaovao. Ireo dia maneho ny karazana fifandraisana mahery vaika eo amin'i Kristy sy ireo izay mino Azy.
# Ho aminareo ny fahasoavana sy fiadanana
Izany dia fiarahabana sy tso-drano mahazatra izay ampiasain'i Paoly foana ao amin'ny taratasiny.