plt_tn/ecc/07/19.md

8 lines
305 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# mihoatra noho ny mpanapaka folo ao amin'ny tanàna iray.
Ny fahendrena dia nampitahaina amin'ny mpanapaka amin'ny tanàna maro. Ny fahendrena dia afaka mana ny olona ho manan-danja noho ny mpanapaka ny tanàna maro.
# manao soa sy tsy mbola nanota izany mihitsy
D.H: "manao asa tsara ary tsy manota"