plt_tn/ecc/02/11.md

20 lines
950 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Dia nijery ireo asa rehetra vitan'ny tanako aho,
D.H "ireo rehetra izay vitako"
# entona sy fikasana hanohitra ny rivotra indray
ireo andian-teny roa ireo dia midika zavatra mitovy ary natambatra ho an'ny fanasongadinana.
# ny fahaverezan-tsaina sy ny fahadalana.
Ny teny "fahaverezan-tsaina" sy "fahadalana" dia mizara dika mitovy ary maneho fahalotoan'eritreritra sy fitotadan-tena, tsirairay.
# Fa inona no azon'ny mpanjaka atao, izay tsy mbola tanteraka?
Nampiasa ity fanontaniana ity ny mpanoratra hanasongadinany ny heviny izay tsy hafahan'ny mpanjaka manao zavatra sarobidy maro izay efa vitany. D.H: "Fa ny mpanjaka manaraka dia tsy afaka anao na inona na inona...izay tsy mbola vita."
# Fa inona no azon'ny mpanjaka ho avy handimby ny mpanjaka atao
"Ny mpanjaka...izay mandimby ny mpanjaka ankenhitriny." Ity dia mety voasoratra amin'ny mpanjaka ankehitriny, ka "taorian'ny mpanjaka" dia azo adika ihany koa hoe "taoriako" (UDB).