plt_tn/ecc/02/01.md

20 lines
439 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Hoy aho anakampo
D.H: "niteny irery aho"
# hitsapa anao amin'ny hafaliana aho
Eto ny teny "ianao" dia maneho ny tenany. D.H: "Hitsapa ny tenako amin'ireo zavatra izay mampifaly ahy aho."
# Ka tiava fahafinaretana.
D.H: "Ka ho tiko ireo zavatra izay mahafinaritra ahy."
# Hoy aho tamin'ny fihomehezana,"Fahadalana izany,"
D.H: "Hoy aho hoe adalana izany mihome amin'ny zavatra izany"
# Inona no ilàna izany?
D.H: "Ilàna izany"