plt_tn/deu/32/42.md

12 lines
712 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy manao laha-teny kanto amin'ny vahoakan'Israely.
# Hataoko mamon-drà ny zana-tsipìkako, ary ny sabatro hihinana nofo miaraka amin'ny rà
Yaveh dia miresaka ny zana-tsipìka toy ny hoe olona izay afaka omeny toaka sy hamamoana izy ireo, ary ny sabatra toy ny hoe olona izay tena noana izany ka hihinana biby mialohan'ny andatsahana an'ilay rà hivoaka izy. Ireo sarinteny ireo dia entina hilazana miaramila mampiasa tsipìka sy sabatra mba hamonoana fahavalo maro. Izany indray dia sarinteny ho an'i Yaveh mamono an'ireo fahavalony any an'ady.
# hatramin'ny lohan'ireo mpitarika ny fahavalo
Ny mety ho heviny dia "hatramin'ireo mpitarika lava volon'ny fahavalo"