plt_tn/deu/32/32.md

16 lines
945 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy manao laha-teny kanto amin'ny vahoakan'Israely. Manohy milaza ny tenin'i Yaveh izy.
# ny voalobon dia avy amin'ny voalobok'i Sodoma
Mosesy dia mampitaha an'ireo fahavalo izay manompo andriamanitra diso amin'ireo olona ratsy fanahy izay mipetra any Sodoma sy Gomora ary amin'ireo voaloboka izay mamokatra voa misy poizina. Izany dia midika fa ratsy fanahy ny fahavalon'izy ireo ary hamono an'ireo Israelita ho faty raha toa ireo Israelita ka manomboka manao fihetsika tahaka an'ireo olona izay mipetra manodidina azy ireo.
# Fa ny voalobony dia avy amin'ny voalobok'i Sodoma, ary avy amin'ireo sahan'i Gomora
Ny voaloboka dia sarinteny ho an'ny vondron'olona. "izany dia toy ny hoe tahom-boaloboka izay maniry eny an-tsahan'i Sodoma sy Gomora ny voalobok'izy ireo" na DH: "manao ratsy mitovy amin'ny nataon'ny vahoaka izay nipetraka tany Sodoma sy Gomora izy ireo"
# sampany
"sampam-boalobony"