plt_tn/deu/31/04.md

20 lines
781 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy manohy miresaka amin'ireo Israelita.
# nataony tamin'i Sihona sy Oga, mpanjakan'ireo Amorita
Eto ny hoe "Sihona" sy "Oga" dia maneho ireo mpanjaka roan'ireo Amorita sy ny tafik'izy ireo. Adikao toy ny tao amin'ny 1:3 ireo anarana ireo. DH: "izay nataony tamin'i Sihona sy Oga, ireo mpanjakan'ireo Amorita, sy tamin'ireo tafik'izy ireo"
# aza matahotra, ary aza raiki-tahotra azy ireo
"aza matahotra azy ireo akory"
# Yaveh Andriamanitrao ... miaraka aminao ... hanary anao na koa hahafoy anao
Mosesy dia miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo, noho izany dia "ianao" no ampiasaina eto.
# hanary anao na koa hahafoy anao Izy
DH: "hanatanteraka ny fampanantenany aminao foana Izy ary homba anao foana"