plt_tn/deu/28/36.md

12 lines
643 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo, noho izany dia "ianao" no ampiasaina.
# horohoro, ohabolana, ary oha-pitenenenana, eo amin'ireo vahoaka rehetra izay handroahan'i Yaveh anao
Eto ny teny hoe "ohabolana" sy "oha-pitenenana' dia manana dika mitovy. DH: "horohoro. Ny vahoaka, any amin'ireo toerana izay handefasan'i Yaveh anao, dia hanao ohabolana sy oha-pitenenana momba anao" na "horohoro. Yaveh dia handefa anao any amin'ireo vahoaka izay hihomehy anao sy hanala baraka anao"
# oha-pitenenana
teny na fehezanteny izay ampiasain'ny olona hampamenatra ny hafa.