plt_tn/deu/17/20.md

12 lines
635 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# mba tsy hireharehan'ny fony amin'ireo rahalahiny
Eto ny hoe "fo" dia maneho ilay olona mihitsy. Ny mpanjaka izay lasa miavonavona dia resahina toy ny hoe mirehareha ny fony. DH: "mba tsy ho lasa miavonavona izy" na "mba tsy hieritreritra izy hoe tsara kokoa noho ireo Israelita namany"
# mba tsy hiviliany amin'ireo didy, ho any an-kavanana na ho any an-kavia
Ny mpanjaka tsy mankatoa ireo didin' Andriamanitra dia resahina toy ny hoe olona mamono an'ilay lala-marina. DH: "mba tsy tsy hankato ireo didy izy" DH: "mba hankato ireo didy rehetra izy"
# hahalava ireo androny
DH: "mba ho afaka ny hiaina mandritry ny fotoana lava"