plt_tn/deu/11/29.md

32 lines
1.3 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely.
# hametraka ny fitahiana any an-tendrombohitra Gerizima ianareo, ary ny ozona any an-tendrombohitra Ebala
Ny fitahiana sy ozona dia resahina toy ny hoe zavatra izay hapetrakin'ny olona eo an-tendrombohitra ireo. DH: "ny sasany aminareo dia tokony mitsangana eny an-tampon'ny Tendrombohitra Gerizima ary manambara izay hahatonga an'i Yaveh hitahy anareo, ary ny hafa dia tokony mitsangana eny an-tampon'ny Tendrombohitra Ebala ary manambara izay hahatonga an'i Yaveh hanozona anareo"
# Tendrombohitra Gerizima ... Tendrombohitra Ebala
Anarana tendrombohitra any amin'ny ilany andrefan'ny Renirano Jordana ireo.
# Tsy any andafin'i Jordana ve ireo ... More?
Ireo Israelita dia any amin'ny ilany atsinanan'ny Renirano Jordana. Mampiasa fanontaniana Mosesy mba hampatsiahivana ny vahoaka ny toerana misy ireo tendrombohitra ireo. DH: "araky ny efa fantatrareo, dia any an-dafin'i Jordana ireo ... More."
# any andafin'i Jordana
"any amin'ny ilany andrefan'ny Renirano Jordana"
# andrefan'ny lalana andrefana
"any andrefana"
# tandrifin'i Gilgala
"akaikin'i Gilgala" Mety tsy ilay toerana misy ilay tanàna akaikin'i Jeriko ity. Mety toerana hafa akaikin'i Sekema no resahan'i Mosesy.
# hazo terebintan'i More
Hazo masina any akaikin'i Gilgala izany.