plt_tn/deu/09/01.md

20 lines
851 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy manohy miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo.
# Mihainoa, ry Israely
Ny teny hoe "Israely" dia sarinteny ho an'ny vahoakan'Israely. DH: "Mihainoa, ry vahoakan'Israely"
# misy manda manakatra ny lanitra
Ity dia fanatomboana resaka izay manamafy ny tahotr'ireo olona satria lehibe sy mahery ilay tanàna. Jereo ny fomba nandikanao teny mitovitovy tao amin'ny 1:26. DH: "misy manda tena avo"
# ireo zanaka lahin'ny Enakita
Taranak'ireo vahoaka Anàka izay tena vaventy sy masiaka. Jereo ny fomba nandikanao teny mitovitovy tao amin'ny 1:26.
# Iza no afaka hitsangana manoloana ireo zanaka lahin'i Anàka?
Ity dia midika fa ireo zanaka lahin'i Anàka dia matanjaka ary natahotra azy ireo ny vahoaka. DH: "Tsy hisy afaky ny hiaro ny tenany amin'ireo zanaka lahin'i Anàka."