plt_tn/deu/04/29.md

12 lines
334 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy manohy miresak amin'ny vahoakan'Israely. Izy dia miresaka toy ny hoe olona iray ihany izy ireo.
# Fa avy any
"Fa rehefa any amin'ireo firenena hafa ireo ianareo"
# rehefa mitady Azy ianareo
"rehefa tena miezaka mitady Azy ianareo" na "rehefa tena miezaka ny hahafantatra Azy ianareo"