plt_tn/dan/10/04.md

36 lines
1.5 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# andro fahefatra amby roapolon'ny tamin'ny voalohan'ny volana
andro fahefatry ny volana voalohany- Izany no volana voalohany tamin'ny tetiandro Hebrio. Ny andro fahefatra amby roapolo dia manakaiky ny antsasaky ny volana Aprily amin'ny tetiandro Tandrefana.
# miaraka amin'ny fehikibo manodidina ny valahany
"ary nitondra fehi-kibo izy"
# Ofaza
Toerana i Ofaza. Tsy fantatra ny toerany.
# Ny vatany dia toy ny topaza
Nanjelanjelatra tamin'ny hazavana manga sy mavo ny vatany tahaka ny natao tamin'ny topaza izany. DH: "nanjelanjelatra tahaka ny topaza ny vatany"
# topaza
vatosoa manga sy mavo, fantatra koa toy ny hoe berila, peridota, na krysolita
# ny tarehiny toy ny hazavana
Nirehitra toy ny hazavan'ny tsela-baratra ny tarehiny. DH: "Nirehitra tamin'ny hazavana tahaka ny famirapiratana toy ny tsela-pahazavana ny tarehiny."
# Ireo masony tahaka ny fanilo mirehatra
Ireo masony dia nirehitra tamin'ny hazavana tahaka ny hoe fanilo mirehitra izy ireo. DH: "Nazava tokoa ireo masony izay toa hoe misy fanilo mirehitra ao anatin'izy ireo.
# ireo sandriny sy ny tongony toy ny varahina manganohano
Mamirapiratra tahaka ny hoe natao tamin'ny varahina manganohano ireo sandriny sy ireo tongony. DH: "ireo sandriny sy tongony dia namirapiratra tahaka ny varahina manganohano izay mitaratra ny manodidina azy.
# Ny feony toy ny feon'olona maro be
Tena mafy ny feony izay toy ny olona be dia be izay miteny mafy avokoa. DH: "Mafy toy ny vahoaka maro be miara-miantso ny feony."