plt_tn/dan/03/13.md

20 lines
989 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# feno fahatezerana sy fahavinirana
Ny fahatezerana sy ny fahaviniran'i Nebokadnezara dia tena niezinezina ka nilazan'izy ireo azy hoe nameno azy izany. Eto ny hoe "fahatezerana" sy "fahavinirana" dia midika zavatra mitovy arynampiasaina mba hampisongadinana ny fahatafitohinan'ny mpanjaka. DH: "Tezitra tanteraka"
# Sadraka... Mesaka ... Abednego
Ireo no anarana Babyloniana an'ireo naman'i Daniela Jiosy telo. Jereo ho eahoana no nandikanao azy ao amin'ny 1:6
# Efa nandefa fisainanareo ve ianareo
Eto ny hoe "fisainana" dia ilazana fanapahan-kevitra. "Mandefa fisainanareo" dia fomba fiteny izay midika fanapahan-kevitra tanteraka. DH: "Efa nanapa-kevitra tanteraka ve ianareo"
# hiankohoka
"Ahinjiro ambany amin'ny tany ny tavanareo mba hivavahanareo amin'ny"
# ny sarivongana volamena izay efa natsangako
Izay nataon'ireo lehilahin'i Nebokadnezara ireo izay nolazaina tahaka ny hoe i Nebokadnezara no nanao azy. DH: "Ny sarivongana volamena izay natsangan'ireo lehilahinao."