plt_tn/col/04/15.md

16 lines
774 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# rahalahy
Midika hoe namana Kristiana izany eto, ao anatin'izany ny lehilahy sy vehivavy.
# any Laodika
tanàna iray izay tena akaiky an'i Kolosia toerana izay misy fiangonana ihany koa
# Nymfa, ary ny fiangonana izay ao an-tranony
Vehivavy iray izay atao hoe Nymfa nampiantrano fiangonana iray. DH: "Nymfa sy ireo vondron'ireo mpino nihaona tao an-tranony"
# Lazao i Arikipo hoe: "Tandremo ny asa fanompoana izay noraisinao tao amin'ny Tompo, fa tokony ho tanterahinareo izany."
Paoly dia mampatsiahy an'i Arikipo ny asan'Andriamanitra nomena azy fa izy, Arikipo, dia eo ambanin'ny adidy amin'Andriamanitra hanatanteraka izany. Ireo teny hoe: "Tandremo," "izay noraisinao," ary "tokony hotanterahinao" dia samy maneho an'i Arikipo avokoa ka tokony atao hoe: ianao.