plt_tn/col/04/05.md

16 lines
882 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Mandehana amin'ny fahendrena any amin'ireo izay any ivelany
Ny hevitry ny hoe mandeha matetika dia ampiasaina amin'ny hevitry ny fitondran'ny olona iray ny fiainany. DH: "Mandehana amin'ny fomba fiainana tahaka izany mba hahitan'ireo izay tsy mpino fa hendry ianareo"
# ary araraoty ny fotoana
"manaova ny zavatra tsara indrindra izay afaka ataonao amin'ny fotoanao" na "ampiasao amin'izay tsara ny fotoana"
# Aoka ny teninareo hiaraka amin'ny fahasoavana hatrany. Aoka ireo ho vonton-tsira
Ny sakafo misy sira dia sarin-tenin'ireo teny izay mampianatra ny hafa ary tian'ny hafa ny mihaino azy. "Aoka ny resakareo mba hiaraka amin'ny fahasoavana hatrany ary mahasarika"
# mba hahafahanareo mahalala ny fomba tokony hamalianareo
"ny fomba hamalianareo ireo fanontaniana avy amin'iza na iza momba an'i Jesosy Kristy" na "mba ho afaka hitondra tsara ny olon-drehetra ianareo"