plt_tn/col/04/02.md

28 lines
905 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Paoly dia manohy ny fanomezany torolalana an'ireo mpino ny amin'ny fomba fiainana sy fitenenana.
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Eto ny teny hoe: "izahay" dia maneho an'i Paoly sy Timoty fa tsy ireo Kolosiana.
# Mahareta mandrakariva amin'ny fivavahana
"Mivavaha am-pinoana hatrany" na "Mivavaha mandrakariva"
# hanokafan'Andriamanitra varavarana
"Andriamanitra dia hanome fahafahana"
# ny fahamarinana miafin'i Kristy
Izany dia maneho ny filazantsaran'i Jesosy Kristy, izay tsy fantatra talohan'ny fahatongavan'i Kristy.
# Nohon'ny amin'izany, dia voafatotra aho
Eto ny hoe: "voafatotra" dia hevitra ambadiky ny hoe any an-tranomaizina. DH: "Nohon'ny fitoriana ny hafatr'i Jesosy Kristy no mahatonga ahy ho aty an-tranomaizina ankehitriny"
# Mivavaha mba ahafahako manazava izany
"mivavaha mba ho afaka miteny mazava ny hafatr'i Jesosy Kristy aho"