forked from WA-Catalog/plt_tn
32 lines
835 B
Markdown
32 lines
835 B
Markdown
|
# mankatoava ny tomponareo araka ny nofo
|
||
|
|
||
|
"ankatoavy ireo tomponareo ara-nofo"
|
||
|
|
||
|
# zavatra rehetra, tsy amin'ny asa eo imaso toy ny olona mpila sitraka
|
||
|
|
||
|
"zavatra. Aza atao hoe rehefa mijery ihany ny tomponareo vao mankato ianareo, tahaka ny hoe mila sitraka amin'ny olona fotsiny ianareo"
|
||
|
|
||
|
# ho an'ny Tompo
|
||
|
|
||
|
"toy ny fiasanao ho an'ny Tompo"
|
||
|
|
||
|
# ny valisoan'ny lova
|
||
|
|
||
|
"ny lova ho valisoanareo"
|
||
|
|
||
|
# ny lova
|
||
|
|
||
|
Ny fandraisana izay nampanantenain'Andriamanitra ireo mpino dia resahina toy ny hoe fandovana tany sy harena avy amin'ny tsirairay ao amin'ny fianakaviana.
|
||
|
|
||
|
# izay manao ny tsy fahamarinana dia handray ny sazy
|
||
|
|
||
|
"Andriamanitra dia hanasazy izay rehetra manao ny tsy fahamarinana"
|
||
|
|
||
|
# manao ny tsy fahamarinana
|
||
|
|
||
|
izay manao karazana fahadisoana
|
||
|
|
||
|
# tsy misy fizahan-tava
|
||
|
|
||
|
"Andriamanitra dia mitsara ny olon-drehetra amin'ny fomba mitovy"
|