plt_tn/col/01/21.md

36 lines
1.2 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Paoly dia mampazava izay nambaran'Andriamanitra ankehitriny fa Kristy dia nanakalo ny fahamasinany tamin'ny fahotan'ireo mpino Jentilisa.
# ianareo ihany koa
"Ary ianareo mpino Kolosiana ihany koa"
# dia vahiny tamin'Andriamanitra
"tahaka ny olona izay tsy fantatr'Andriamanitra" na "nanilika an'Andriamanitra"
# mba hanaovana anareo ho masina, tsy hanam-pondro eo anatrehany, ary nanala baraka azy noho ny fanaratsiana
Paoly dia mamaritra ireo Kolosiana ho voadio ara-batana tamin'ny alalan'i Jesosy, nampiakanjo madio azy ireo, ary nitondra azy ireo eo anoloan'Andriamanitra Ray.
# tsy hanam-pondro ... ary nanala baraka
Paoly dia mampiasa ireo teny roa ireo izay mitovy dika tanteraka mba hanamafisana ny fahatsarana. DH: "tonga lafatra"
# eo anatrehany
Io fitenenana momba ny toerana io dia maneho ny hoe: "eo imason'Andriamanitra" na "ao an-tsain'Andriamanitra"
# izay nambara
izay nambaran'ireo mpino
# tamin'ny olona rehetra nohariana ambanin'ny lanitra
"amin'ny olona rehetra eto an-tany"
# filazantsara izay, nahatonga ahy, Paoly, ho mpanompo
Paoly dia mpanompon'Andriamanitra ankehitriny. DH: "ny filazantsara dia hoe: Izaho, Paoly, manompo an'Andriamanitra amin'ny alalan'ny fitoriana"