plt_tn/act/28/27.md

16 lines
674 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Namarana ny fitanisana an'i Isaia mpaminany i Paoly
# Fa nihadonto ny fon'ireo olona ireo
Ireo olona izay mandà mafy ny hahatakatra izay lazainy na ataony dia lazaina toy ny hoe donto ny fony. Ity "fo" ity dia mdika ny fisainana eto.
# amin'ny sofin'izy ireo ny handre, ary nanakipy ny masony izy ireo
Ireo olona izay mandà mafy ny hahatakatra izay lazain'Andriamanitra na ataony dia lazaina toy ny hoe tsy maheno na manakipy ny masony mba hahitan'izy ireo.
# hanasitrana azy ireo aho
Tsy midika izany fa hanasitrana azy ireo ara-batana Andriamanitra. Hanasitrana azy ireo ara-panahy amin'ny famelana ny fahotanízy ireo koa izy.