plt_tn/act/27/07.md

16 lines
630 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Rehefa niantsambo niadana nandritry ny andro maro izahay ary ny farany dia tonga tam-pahasahiranana
Azonao atao ny manazava fa ny antony nandehanan'izy ireo mora dia noho ny rivotra nitsoka nanohitra azy ireo.
# tsy namela anay andeha tamin'izany lalana izany intsony ny rivotra
"tsy afaka nanohy ny dianay intsony izahay noho ny rivotra mahery"
# mifanandrify amin'ny Salmona
Io dia tanàna amoron-dranomasina any Kreta.
# Nanara-morona tamin-pahasahiranana izahay
Azonao atao ny milaza mazava fa na dia tsy matanjaka toy ny teo aloha aza ny rivotra, dia mbola matanjaka izy ireo ka nanano sarotra ny fandehanana sambo.