plt_tn/act/18/09.md

16 lines
662 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Aza matahotra, ary aza mangina fa mitenena
Ny Tompo dia nanome didy tamin'ny fomba roa samy hafa mba hanamafisana fa i Paoly dia tokony hanohy ny fitoriana. DH: "Ianareo dia tsy tokony hataotra , fa mitenena ary aza mangina"
# ary aza mangina
DH: "Ary aza mitsahatra amin'ny fitoriana ny filazantsara"
# manana olona maro amin'ity tanàna ity Aho
"maro ireo olona tao an-tanàna izay nametraka ny finoany Taminy" na "olona maro teto amin'ity tanàna ity no nametraka ny finoany Tamiko"
# Paoly nitoetra tao herintaona sy enim-bolana, nampianatra ny tenin'Andriamanitra teo amin'izy ireo.
Ity no mamarana ny fanambarana amin'ity ampahan'ny tantara ity.