plt_tn/act/15/24.md

28 lines
989 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Eto ny teny "Isika," "isika" ary "atsika" dia manondro ireo mpino tao amin'ny fiangonana tao Jerosalema.
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Eto ny teny "antsika" dia manondro ireo mpino tao amin'ny fiagonana tao Jerosalema, ao anatin'izany koa ireo mpino Jentilisa izay nanorotan'izy ireo.
# ireo olona sasany dia niala tamintsika, tsy nisy baiko avy amintsika
"Lehilahy izay tsy nobaikontsika"
# nanelingelina anareo tamin'ireo fampianarana izay nampikorontana ny fanahinareo
Eto ny : fanahy" dia manondro ireo olona. DH: "nampianariko ireo zavatra izay nanenligenlina ahy"
# izahay rehetra dia efa nanaiky ny hifidy
"niara-nanaiky isika"
# hifidy ireo lehilahy
ireo lehilahy izay nalefany dia Joda, Barnabasy ary Silasy.
# ho an'ny anaran'i Jesosy Kristy Tompontsika
Eto ny "anarana" dia manondro ny olona iray manontolo. DH: "satria mino an'i Jesosy Kristy Tompontsika izy ireo" na "noho izy manompo an'i Jesosy Kristy Tompontsika"