plt_tn/act/13/42.md

16 lines
644 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# ireo teny ireo ihany
Eto ny "ireo teny ireo ihany" dia manambara ilay hafatra nolazain'i Paoly. DH: "Ilay hafatra io ihany"
# Rehefa tapitra ny fivoriana tao amin'ny Synagoga
Ireo mety handikana azy 1) Satria i Paoly sy Barnabasy dia nandao" na 2) Nandao ny fivoriana i Paoly sy Barnabasy talohan'ny nifaranany ary izany dia nitranga taty aoriana.
# ireo proselita
reo dia olona tsy Jiosy izay niova fo ho amin'ny Jodaisma.
# mba hanohy ao amin'ny fahasoavan'Andriamanitra
Midika izany fa nino ny hafatr'i Paoly izy ireo fa i Jesosy no Mesia. DH: "hanohy hatoky fa mamela ny fahadisoan'ny olona Andriamanitra noho ny nataon'i Jesosy"