plt_tn/act/07/38.md

32 lines
942 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fanpahafantarana amin'ny ankapobeny
Ny teny nindramina avy ao amin'ny andininy faha 40 dia nosoratan'i Mosesy.
# This is the man who was with our fathers
"Io ilay Mosesy izay anisan'ireo Israelita"
# Izy ilay lehilahy
Ny fehezanteny " Izy ilay lehilahy" mandritra ity andalana ity dia manambara an'i Mosesy.
# izy ilay lehilahy izay nandray ny teny velona zaraina ho antsika
Andriamanitra dia ilay tokana izay manome ireo teny. DH: "izy ilay lehilahy izay niresahan'Andriamanitra teny velona mba ho atolotra antsika"
# teny velona
Ireo mety ho dikany 1) "ilay hafatra izay maharitra" na 2) "teny izay manome fiainana"
# natosik'izy ireo lavitra azy ireo izy
Io dia sarinteny mba hanamafisana ny fandavan'izy ireo an'i Mosesy. DH: "nolavin'izy ireo izy ho mpitarika azy ireo izy"
# any ampon'izy ireo dia niverina
"izy ireo dia naniry ny hiverina"
# Tamin'io fotoana io
"rehefa tapa-kevitra ny hiverina tany Egypta izy ireo"