plt_tn/act/05/12.md

20 lines
587 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
I Lioka dia nanohy nitantara izay nitranga ny andro mialohan'ny fiangonana.
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Eto ny teny hoe "Izy ireo" sy "izy ireo" dia manambara an'ireo mpino.
# Famantarana sy fahagagana maro no niseho tamin'ireo vahoaka tamin'ny alalan'ny tanan'ireo Apostoly
DH: "Ireo Apostoly dia nanao famantarana sy fahagagana maro be tamin'ireo olona"
# tamin'ny alalan'ny tanan'ireo Apostoly
DH: "tamin'ireo Apostoly"
# ny vahoaka dia nanandratra fankasitrahana avo azy ireo
DH: "Ireo olona ireo dia nanandratra avo ireo mpino.