plt_tn/act/04/29.md

20 lines
865 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Ireo mpinno dia namita ny vavak'izy ireo izay niatomboka tao amin'ny 4:23.
# jereo ireo fampitandreman'izy ireo
Ny teny hoe "jereo" eto dia fangatahana amin'Andriamanitra mba hijery ny fomba fandrahonan'ireo mpitarika Jiosy an'ireo mpino. DH: "jereo ny fomba nandrahonany hanasazy anay"
# Ahinjiro ny tananao mba hanasitrana
Ny teny hoe "tanana" eto dia manambara ny herin'Andriamanitra. Io dia fangarahana amin'Andriamanitra mba hampiseho ny mampahery azy. DH: "nandritran'ny nampisehonao ny herinao tamin'ny fanasitranana olona"
# amin'ny alalan'ny anaran'i Jesosy mpanomponao masina
ny teny hoe"anarana" eto dia maneho dia hery sy fahefana. DH: "tamin'ny alalan'ny herin'ny Jesosy mpanomponao msina"
# Jesosy mpanomponao masina
"I Jesosy izay nanompo anao tamin-pahatokiana." Jereo ny nandikanao azy tao amin'ny 4:27.