plt_tn/3jn/01/11.md

40 lines
1.3 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Eto ny hoe: "isika" dia manondro an'i Jaona sy ireo niaraka taminy ary tsy anisany i Galo
# Malala
Eto dia ampiasaina io ho toy ny fomba fiteny hanehoana fitiavana amin'ireo mpiray finoana.
# Aza maka tahaka izay ratsy
"Aza mandika ireo zava-dratsy izay ataon'ny olona."
# Fa izay tsara
Misy teny izay najanona kanefa azon'izy ireo. DH: "Fa alaivo tahaka ireo zava-tsara izay ataon'ny olona."
# An'Andriamanitra
"Dia an'Andriamanitra."
# Tsy nahita an'Andriamanitra
"Tsy an'Andriamanitra" na "Tsy mino an'Andriamanitra."
# Ny rehetra dia vavolombelona nanambara an'i Demetrio
DH: "Ireo rehetra izay nahalala an'i Demetrio dia nijoro vavolombelona momba azy" na "ny mpino tsirairay izay nahalala an'i Demetrio dia niteny tsara momba azy."
# Demetrio
Izy io angamba no lehilahy tian'i Jaona mba ho raisin'i Galo sy ny fiangonana rehefa tonga izy.
# Ary amin'ny fahamarinana koa
"Ary ny fahamarinana dia miresaka tsara momba azy." Eto ny hoe: "Fahamarinana" dia lazaina ho toy ny olona miteny. DH: "Ary ny tsirairay izay mahalala ny fahamarinana dia mahalala fa olona tsara izy."
# Isika ihany koa dia mijoro vavolombelona
Izay tondroin'i Jaona dia voalaza eto ary afaka faritana tsara. DH: "Isika ihany koa dia miteny tsara momba an'i Demetrio."