plt_tn/2ti/02/24.md

28 lines
1.1 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# ao amin'ny fahalemem-panahy
"fanekena amim-pahatsorana" na "moramora"
# no ampianarany
"no hanitsianay ireo"
# Fa angamba Andriamanitra mety hanome azy ireo fibebahana
Paoly dia miresaka momban'ny fibebabhana toy ny hoe zavatra izay afaka omen'Andriamanitra ny olona izany. DH: "Andriamanitra dia mety hanome azy ireo ny fahafahana hibebaka"
# ho an'ny fahalalana ny marina
"mba hafantaran'izy ireo ny marina"
# Mety hody indray ny fisainan'izy ireo
Paoly dia miresaka momba ireo mpanota mianatra ny hieritreritra tsara momban' Andriamanitra toy ny hoe olona mamo izy ireo ka mety hody indray ny fisainan'izy ireo. DH: "Mety hieritreritra tsara indray izy ireo"
# ary handao ny fandriky ny devoly
Paoly dia miresaka momban'ny fahaizan'ny devoly mandresy lahatra ireo Kristiana mba hanota toy ny hoe fandrka izany. DH: "ary hatsaharo ny fanaovana izay irian'ny devoly atao"
# rehefa avy nosamboriny tamin'ny sitrapony
Paoly dia miresaka momban'ny devoly raha mandresy lahatra ireo Kristiana hanota izy toy ny hoe nosamboran'ny devoly izy ireo ary natao ho andevo. DH: "taorian'ny namitahany azy ireo mba hankatoa ny sitrapony"