forked from WA-Catalog/plt_tn
20 lines
1.0 KiB
Markdown
20 lines
1.0 KiB
Markdown
|
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
|
||
|
|
||
|
Paoly dia mamaritra ny fiainan'ny Kristianin'i Timoty tahaka ny fiainan'ny miaramila, tahaka ny fiainan'ny mpamboly, ary tahaka ny fiainan'ny atleta.
|
||
|
|
||
|
# ry zanako
|
||
|
|
||
|
Paoly dia nanao an'i Timoty ho toy ny zanany satria nampianatra an'i Timoty mba hino an'i Kristy izy. DH: "izay toy ny zanako"
|
||
|
|
||
|
# mahereza ao amin'ny fahasoavana izay ao amin'i Jesosy Kristy
|
||
|
|
||
|
Paoly dia miresaka momban'ny fahazotoana sy ny fanapahan-kevitra izay navelan'ny fahasaoavan'Andriamanitra hananan'ireo mpino. DH: "Aoka Andriamanitra hampiasa ny fahasoavana izay nomeny anareo tamin'ny alalan'ny fifandraisanareo tamin'i Jesosy Kristy mba hanao anareo ho mahery"
|
||
|
|
||
|
# teo anatrehan'ny vavolombelona maro
|
||
|
|
||
|
"miaraka amin'ny vavolombelona maro teo izay manaiky fa izay voalazako dia marina"
|
||
|
|
||
|
# hankino amin'ny olona mahatoky
|
||
|
|
||
|
Paoly dia miresaka momban'ireo torolalany amin'i Timoty toy ny hoe zavatra izay afaka omen'i Timoty amin'ny olona hafa ary hahatokisany azy ireo fa hampiasa izany tsara. DH: "manaiky azy ireo" na "mampianatra azy ireo"
|