plt_tn/2sa/16/20.md

16 lines
809 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Ahitofela%32sa:15:11
dikao tahaka ny nanaovanao izany tao amin'ny 15:11 ihany io anaran-dehilahy io.
# hiambina ny lapa
Ny teny hoe ''hiambina'' dia midika hoe mikarakara. DH: "mba hikarakara ny lapa"
# nanamaimbo tena teo amin'ny rainao ianao
Miresaka an'i Absaloma manafintohina an-drainy toy ny hanjary ho zavatra izay misy fofona mahery sy manafintohina i Ahitofela. DH: "lasa fanafintohinana ho an-drainao" na "tena nanevateva an-drainao"
# Avy eo dia hatanjaka ny tanan'ireo rehetra miaraka aminao
Eto ny vahoaka izay nanaraka an'i Absaloma dia tondroina amin'ny tanan'izy ireo. Hampatanjaka ny tsy fivadihan'ny vahoaka amin'i Absaloma sy hankahery azy ireo ny vaovao. Izany dia afaka ambara mazava. DH: "Ireo vaovao momba izany dia hampatanjaka ny tsy fivadihan'ny rehetra izay manaraka anao"