plt_tn/2sa/15/13.md

16 lines
914 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Manaraka an'i Absaloma ny fon'ireo olon'Israely
Eto ireo olona dia tondroina amin'ny "fon'izy ireo" mba hanindriana ny tsy fivadihany amin'i Absaloma. DH: "Ireo olon'ny Israely dia tsy mivadika amin'ny" na "Ireo olon'ny Israely dia manaraka"
# mandositra an'i Absaloma...faingana izy...ary hitondra
Eto i Davida dia miresaka an'i Absaloma sy ireo olona niaraka tamin'ny amin'ny hoe "Absaloma" satria ireo olona ireo dia nanaraka ny fahefan'i Absaloma. DH: "nandositra an'i Absaloma sy ireo olony...faingana izy sy ireo olony...hitondra izy ireo"
# hanafika ny tanàna amin'ny lelan-tsabatra
Ny hoe "tanàna" dia manondro ny vahoaka ao amin'ny tanàna. Ny "lelan-tsabatra" dia manondro ireo sabatry ny Israelita ary manindry fa namono olona tao anatin'ny ady izy ireo. DH: "hanafika ny vahoakan'ny tanànantsika ary hamono azy ireo amin-tsabatra"
# hitondra loza
Io dia midika hoe hahatonga loza hitranga.