plt_tn/2sa/10/11.md

8 lines
350 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Efa vonona hiady ny tafik'i Joaba.
# ho ahy ireo Syriana, dia ianao, Abisay, no tsy maintsy manavotra ahy
Eto ny hoe "ahy" dia manondro an'i Joaba izay manambara ireo miaramilany. Abisay ihany koa dia manambara ireo miaramilany. DH: "ho anay, dia ianao, ry Abisay, sy ny tafikao no tsy maintsy mamonjy anay"