plt_tn/2sa/10/09.md

8 lines
234 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mitohy ny adin'ireo Syriana sy ireo Amonita.
# Raha ny amin'ireo tafika sisa tavela, dia notolorany ho baikon'i Abisay rahalahiny
"Nampiandraiketana an'i Abisay rahalahiny ny ambin'ny tafika"