plt_tn/2sa/08/02.md

8 lines
519 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Dia nandresy ny Moabita izy
Eto ny hoe "izy" dia manondro an'i Davida izay manambara ireo miaramilany. DH: "Dia nandresy izy ireo"
# nandrefy ny olon'izy ireo tamin'ny tsipika...Nandrefy indroan'ny tsipika izy mba hamonoana, ary indray mandeha monja mba hitazonana ho velona
Eto ny hoe "tsipika" dia "tady". Nampandriana tamin'ny tany ho an'i Davida ireo miaramila mba ho refesina sy ho sokajiana anatin'ny vondrona telo. Ny lehilahy mivondrona ho roa dia novonoina, ary ny amin'ny fahatelo, dia navela ho velona.