plt_tn/2sa/03/06.md

32 lines
998 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Ary
Io dia mampiditra tranga vaovao ao anatin'ny tantara ao amin'ny ady teo amin'ireo mpanohana an'i Davida sy ny fianakavian'i Saoly.
# ankohonan'i Saoly
Io dia manondro ny fianakavian'i Saoly sy ireo mpanohana izay nandray ny fifehezana ny toetoetrany tao aorian'ny nahafatesany.
# ankohonan'i Davida
Io dia manondro ireo mpanohana an'i Davida.
# niha-nahery tao an-tokantranon'i Saoly i Abnera
Ny fitomboan'ny herin'i Abnera amin'ny fianakavian'i Saoly dia resahina toy ny hoe lasa natanjaka ara-batana izy. DH: "Nahazo hery bebe kokoa tamin'ny fianakaviana sy ireo mpanohana an'i Saoly i Abnera"
# Rizpa...Aia
Ireo dia anaram-behivavy.
# Isboseta
Io dia anaran-dahy, zanaka lahin'i Saoly.
# Nahoana ianao no niara-nandry tamin'ny vaditsindranon-draiko?
Nametraka io fanontaniana io i Isboseta mba hibedesana an'i Abnera izay nitondra tena tahaka ny mpanjaka. DH: "Tsy nanan-jo hiara-mandry amin'ny vaditsindranon-draiko ianao!"
# niara-nandry
Io dia fanalefahana ny firaisana.