plt_tn/2pe/03/01.md

16 lines
590 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Petera dia nanomboka niresaka ny andro farany.
# Hamporisihana ny sainareo madio
Petera dia miresaka ny ahatonga ireo mpamakiny hisaintsaina mahakasika ireo zavatra ireo toy ny hoe mamoha azy ireo amin'ny torimasony izy. DH: "ahatonga anao hieritreritra fisainana madio."
# Ireo teny voalazan'ny mpaminany masina fahiny
DH: "ireo teny izay nolazain'ireo mpaminany masina taloha."
# Ny didin'ny Tompo sy Mpamonjy antsika izay nomena tamin'ny alalan'ireo apostolinareo
DH: "Ny didin'ny Tompo sy Mapamonjy antsika, izay nomen'ireo apostolinareo."