plt_tn/2ki/25/25.md

16 lines
542 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# tamin'ny volana fahafito
Ny volana fahafito ao amin'ny tetiandro Hebreo izany. Araka ny tetiandro Tandrefana dia mandritra ny faran'ny volana Septambra sy ny voalohan'ny volana Oktobra izany.
# Elisama
Anaran-dehilahy izany.
# ny vahoaka rehetra
Filazana amin'ny ankapobeny ihany izany. DH: "olona maro be"
# ny kely indrindra ka hatramin'ny lehibe indrindra
Izany dia sarinteny ilazana ny hoe "ny olona manontolo." DH: "manomboka any amin'ny tsy manan-danja indrindra ka hatrany amin'ny manan-danja indrindra" na "ny olon-drehetra"