plt_tn/2ki/25/01.md

20 lines
1.1 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# tamin'ny taona fahasivy
"tamin'ny taona faha 9"
# tamin'ny volana fahafolo, ary tamin'ny andro fahafolon'ny volana
Ny volana fahafolo ao amin'ny tetiandro Hebreo izany. Araka ny tetiandro Tandrefana, ny andro fahafolo dia efa akaikin'ny faran'ny volana Desambra. Izany dia mandritra ny andro mangatsiaka fisian'ny orana na ny rano mandry.
# tonga hanohitra an'i Jerosalema ... sy ireo tafiny rehetra
Ny anarana hoe "Jerosalema" dia sarinteny ilazana ny olona izay nipetraka tao. DH: "tonga hifanandrina ny vahoakan'i Jerosalema ... sy ireo tafiny manontolo" na "tonga handresy an'i Jerosalema ... sy ireo miaramilany manontolo"
# ny andro fahasivin'ny volana fahefatra
Ny volana fahefatra ao amin'ny tetinandro Hebreo izany. Araka ny tetiandro Tandrefana, ny andro fahasivy dia efa akain'ny faran'ny volana Jona. Izany dia mandritra ny vanim-potoana main-tany izay zara raha misy orana.
# vahoakan'ny tany
Ireo mponin'i Jerosalema no tiana ho lazaina amin'izany, anisan'izany ireo mpialokaloka izay nitsoaka avy any amin'ireo zana-bohitra manodidina an'i Jerosalema rehefa nanomboka ny ady.