plt_tn/2ki/23/10.md

24 lines
660 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Tofeta ... Beni-hinoma
Anaran-toerana ireo.
# handoro ny zanany lahy na ny zanany vavy ao anaty afo ho sorona ho an'i Moloka
"hanao ny zanany lahy na ny zanany vavy ao anaty afo ary handoro azy ireo ho sorona ho an'i Moloka"
# Nalany
Tena tsara raha azavaina amin'ny mpamaky fa nisy olona hafa, mety hoe i Hilkia sy "ireo mpisorona ambany fahefany" (23:4) nanampy an'i Josia nanao izany.
# ireo soavaly
Ireo mety ho heviny dia 1) soaaly tena izy na 2) soavaly sarivomgana.
# nomen'ireo mpanjakan'i Joda ny masoandro
Ny tena heitr'izany sarinteny izany dia "nampiasain'ireo mpanjakan'i Joda hiderana ny masoandro."
# Natana-meleka
Anaran-dehilahy.