plt_tn/2ki/15/23.md

20 lines
808 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# tamin'ny faha-dimampolo taona nanjakan'i Azaria mpanjakan'i Joda
DH: "tamin'ny faha 50 taona nanjakan'i Azaria mpanjakan'i Joda"
# Pekahia
Anaran-dehilahy izany.
# izay ratsy teo imason'i Yaveh
Ny hoe "teo imason'i Yaveh" dia ilazana ny fomba fitsaran'i Yaveh. Jereo ao amin'ny 3:1 ny fomba nandikanao izany. DH: "izay ratsy araka ny fomba fitsaran'i Yaveh" na "izay heverin'i Yaveh fa ratsy"
# Tsy mba nanary ny fahotan'i Jeroboama zanak'i Nebata ... izy.
Ny fandaozana fahotana dia ilazana ny fandavana tsy hanota intsony. DH: "Tsy nandà ny hanao ny fahotan'i Jeroboama zanak'i Nebata i Pekahia" na "Nanota tahakan'i Jeroboama zanak'i Nebata izy"
# izay nahatonga ny Israely nanota
Eto ny teny hoe "Israely" dia ilazana ny vahoakan'ny fanjakan'Israely. DH: "izay nampanota ny vahoakan'Israely"