plt_tn/2ki/12/09.md

28 lines
746 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fa kosa
"Raha toa ka ireo mpisorona no tokony hanagona ny vola"
# teo ankavanan'ny fidirana ao amin'ny tranon'i Yaveh
"teo ankavanan'ny fidirana mankao amin'ny tempoly"
# nametraka
"nametraka tao am-bata" (UDB)
# ny vola rehetra izay nentina
Azo adika amin'ny endrika hafa izany. DH: "ny rehetra izay nentin'ny olona"
# nametraka ny vola tao anaty kitapo ary manisa izany avy eo
Betsaka amin'ireo dikan-teny no nandahatra izany araka ny filaharany tena izy, toy ny hoe "nanisa ny vola ary nametraka izany tao anaty kitapo."
# nametraka ny vola tao anaty kitapo
Ireo mety ho dikany dia 1) "nametraka ny vola tao anaty kitapo" na "namatotra ny vola tao anaty kitapo" (UDB).
# ilay vola hita
"ny vola izay hitan'izy ireo tao am-bata"