plt_tn/2co/12/16.md

20 lines
1.4 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fa, satria aho fetsisetsy be, dia izaho ilay iray izay nahazo anareo tamin'ny fitaka.
Mampiasa eso-tenyi Paoly mba hahamenatra ireo Korintiana izay mihevitra fa milaza lainga amin'izy ireo izy na dia tsy mangataka vola amin'izy ireo aza izy. DH : " Fa ny hafa mihevitra fa mpamitaka aho ary mampiasa hafetsena"
# Moa ve nanararaotra anareo tamin'ny alalan'ny olona izay nalefako taminareo aho?
I Paoly sy ireo Koritianina dia mahalala ny fa valin'izany dia tsia. Afaka adika ho fanambarana tsotra io fanontaniana fampisainana io. DH: "tsy nisy olona nalefako tany aminareo ka nanararoatra anareo"
# Moa ve nanararaotra anareo i Titosy?
I Paoly sy ireo Koritianina dia mahalala ny fa valin'izany dia tsia. Afaka adika ho fanambarana tsotra io fanontaniana fampisainana io. DH: " Tsy nanararoatra azy ireo i Titosy."
# Moa ve tsy miray lalana isika?
Resahin'i Paoly toy ny hoe mandeha amin'ny lalana ny fiainana. I Paoly sy ireo Korintianina mahafantatra fa ny valin'ny fanotaniana dia eny. Afaka adika ho fanambarana tsotra io fanontaniana fampisainana io. DH: "manana fitondran-tena mitovy isika ary miaina toy izany koa''
# Moa ve tsy niray dia isika?
Resahin'i Paoly toy ny hoe mandeha amin'ny lalana ny fiainana. I Paoly sy ireo Korintianina mahafantatra fa ny valin'ny fanotaniana dia eny. Afaka adika ho fanambarana tsotra io fanontaniana fampisainana io. DH: "Manao ny zavatra rehetra amin'ny fomba mitovy isika"