plt_tn/2co/11/05.md

4 lines
260 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# ireo lazaina fa hoe apostoly ambony
ireo mody antsoina hoe apostoly ambony- Mampiasa eso-teny i Paoly eto hampisehoany fa tsy manan-danja izy ireo noho izay nolazain'izy ireo. DH: "ireo mpampianatra izay heverin'ny sasany ho mahay kokoa noho ny olona hafa"