forked from WA-Catalog/plt_tn
20 lines
860 B
Markdown
20 lines
860 B
Markdown
|
# Fa tahaka ny hitomboan'ny fijalian'i Kristy nohon'ny amintsika
|
||
|
|
||
|
Resahin'i Paoly toy ny hoe zavatra izay afaka mitombo isa ny fijalian'i Kristy. DH: "Fa tahaka an'Andriamanitra izay nijaly mafy no ny amintsika"
|
||
|
|
||
|
# hitomboan'ny fijalian'i Kristy
|
||
|
|
||
|
Ireo mety ho dikany dia 1) izany dia manambara ny fijaliana izay niaina'i Paoly sy Timoty satria nitory ny hafatra momba an'i Kristy izy ireo na 2) izany dia manambara ny fijaliana izay niainan'i Kristy ho azy ireo.
|
||
|
|
||
|
# hitomboan'ny fampionona anay
|
||
|
|
||
|
Resahin'i Paoly toy ny hoe zavatra afaka mitombo habe ny fampiononana.
|
||
|
|
||
|
# Fa raha nampahoriana izahay
|
||
|
|
||
|
Eto ny teny hoe: "isika" dia manondro an'i Paoly sy Timothy, fa tsy ireo Korintiana. Izany dia afaka lazaina amin'ny endrika tso-drafitra. DH: "Fa raha mampahory antsika ny olona"
|
||
|
|
||
|
# Ny fampiononanareo dia mandaitra
|
||
|
|
||
|
"ianareo dia miaina fampiononana mandaitra"
|