plt_tn/2ch/35/05.md

12 lines
496 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Mijoroa eny amin'ny fitoerana masina
Eto ny "toerana masina" dia mitovy amin'ny fanehoana ny faritrin'ny tempoly amin'ny ankapobeny. D.H: "alaivo ny faritrareo ao amonin'ny tempoly."
# fizaranareo
Ity dia maneho ireo vondron'asa voatendry isakin'ny Levita.
# taranakin'ny razambe
Ity dia maneho ireo karazam-poko eo amin'ireo Levita. Izany dia mitovy amin'ireo Levita izay nanendry vondron'asa samihafa eo amin'ny fototr'asan'ny mpanjaka notendrena isam-poko na isan-taranakin'ny razambe.